11 Fa nony hitan'i Farao fa nisy hiainana, dia nanamafy ny fony izy ka tsy mba nihaino azy mirahalahy, dia araka izay efa nolazain'i Jehovah.
Vakio ny toko manontolo Eksodosy 8
Jereo Eksodosy 8:11 amin'ny teny manodidina.