Eksodosy 8:15 MG1865

15 Dia hoy ny ombiasy tamin'i Farao: Rantsan-tànan'Andriamanitra ity; nefa nihamafy ny fon'i Farao, ka tsy nihaino azy mirahalahy izy, dia araka izay efa nolazain'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 8

Jereo Eksodosy 8:15 amin'ny teny manodidina.