Eksodosy 8:14 MG1865

14 Ary mba nanao toy izany koa ny ombiasy tamin'ny fankatovany mba hahatonga moka, kanjo tsy nahay izy; ary ny moka dia teny amin'ny olona sy teny amin'ny biby fiompy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 8

Jereo Eksodosy 8:14 amin'ny teny manodidina.