Eksodosy 8:22 MG1865

22 Fa hoy Mosesy: Tsy azo atao izany; fa izay fadin'ny Egyptiana no hovonoinay hatao fanatitra ho an'i Jehovah Andriamanitray; koa, indro, raha izay fadin'ny Egyptiana no vonoinay eo imasony hatao fanatitra, moa tsy hotorahany vato va izahay?

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 8

Jereo Eksodosy 8:22 amin'ny teny manodidina.