Eksodosy 8:5 MG1865

5 Ary hoy Mosesy tamin'i Farao: Aoka hiseho ny voninahitrao noho izay hataoko; rahoviana no hangatahako ho anao sy ny mpanomponao ary ny vahoakanao, hanesorana ny sahona aminao sy amin'ny tranonao, ka ho ao Neily ihany no hisy azy?

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 8

Jereo Eksodosy 8:5 amin'ny teny manodidina.