Eksodosy 8:7 MG1865

7 Ary ny sahona dia hiala aminao sy amin'ny tranonao sy ny mpanomponao ary ny vahoakanao, ka ho ao Neily ihany no hisy azy.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 8

Jereo Eksodosy 8:7 amin'ny teny manodidina.