Eksodosy 9:22 MG1865

22 Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Ahinjiro manandrify ny lanitra ny tananao, dia hisy havandra hilatsaka amin'ny tany Egypta rehetra, dia amin'ny olona sy amin'ny biby fiompy ary amin'ny anana rehetra any an-tsaha eran'ny tany Egypta.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 9

Jereo Eksodosy 9:22 amin'ny teny manodidina.