Eksodosy 9:33 MG1865

33 Ary Mosesy niala teo amin'i Farao ka nankeo ivelan'ny tanàna, dia namelatra ny tànany tamin'i Jehovah, ka dia nitsahatra ny kotrokorana sy ny havandra, ary tsy nisy ranonorana nilatsaka tamin'ny tany intsony.

Vakio ny toko manontolo Eksodosy 9

Jereo Eksodosy 9:33 amin'ny teny manodidina.