Estera 4:4 MG1865

4 Ary niditra ny ankizivavin'i Estera sy ny tsindranolahiny ka nilaza izany taminy. Dia nalahelo indrindra ny vadin'ny mpanjaka, ka nampanatitra lamba hitafin'i Mordekay izy mba hanesorany ny lamba fisaonana taminy; nefa tsy nety nandray izy.

Vakio ny toko manontolo Estera 4

Jereo Estera 4:4 amin'ny teny manodidina.