Estera 4:5 MG1865

5 Ary Estera niantso an'i Hatàka, tsindranolahin' ny mpanjaka, izay notendreny hanompo azy, ka nampitondra teny azy ho any amin'i Mordekay, mba hahafantarany izay anton'izany.

Vakio ny toko manontolo Estera 4

Jereo Estera 4:5 amin'ny teny manodidina.