Ezekiela 1:24 MG1865

24 Ary raha nandeha izy, dia nahare ny fikopakopaky ny elany aho, toy ny firohondrohon'ny rano be, dia tahaka ny feon'ny Tsitoha, dia feo toy ny fireondreon'ny miaramila mitoby;

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 1

Jereo Ezekiela 1:24 amin'ny teny manodidina.