Ezekiela 1:26 MG1865

26 Ary teo ambonin'ny eloelo, izay teo ambonin'ny lohany, dia nisy endriky ny seza fiandrianana mitovy volo amin'ny vato safira; ary teo ambonin'ny endriky ny seza fiandrianana dia nisy hoatra ny endrik'olona.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 1

Jereo Ezekiela 1:26 amin'ny teny manodidina.