14 Ary samy nanana tarehy efatra avy izy: ny tarehin'ny voalohany dia nitarehin-kerobima, ary ny tarehin'ny faharoa dia nitarehin'olona, ary ny fahatelo nitarehin-diona, ary ny fahefatra nitarehim-boromahery.
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 10
Jereo Ezekiela 10:14 amin'ny teny manodidina.