Ezekiela 10:18 MG1865

18 Dia niala avy teo ambonin'ny tokonambaravaran'ny trano ny voninahitr'i Jehovah ka nijanona teo ambonin'ny kerobima.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 10

Jereo Ezekiela 10:18 amin'ny teny manodidina.