Ezekiela 10:21 MG1865

21 Samy nanana tarehy efatra avy izy, sady samy nanana elatra efatra avy koa; ary nisy nitarehin-tànan'olona teo ambanin'ny elany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 10

Jereo Ezekiela 10:21 amin'ny teny manodidina.