Ezekiela 11:12 MG1865

12 ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah, satria tsy nandeha araka ny lalàko ianareo na nanaraka ny fitsipiko, fa araka ny fitsipiky ny jentilisa izay manodidina anareo ihany no nataonareo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 11

Jereo Ezekiela 11:12 amin'ny teny manodidina.