Ezekiela 11:20 MG1865

20 mba handehanany araka ny didiko sy hitandremany ny fitsipiko ka hanarahany izany, ary izy dia ho oloko, ary Izaho ho Andriamaniny.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 11

Jereo Ezekiela 11:20 amin'ny teny manodidina.