Ezekiela 12:11 MG1865

11 Lazao hoe: Izaho dia famantarana mahagaga ho anareo, koa tahaka izay ataoko no hatao amin'ireo; hifindra sy ho lasan-ko babo izy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 12

Jereo Ezekiela 12:11 amin'ny teny manodidina.