28 Koa lazao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Tsy hisy hajanona ela intsony ny teniko; fa ny teny izay lazaiko dia hotanterahiko, hoy Jehovah Tompo.
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 12
Jereo Ezekiela 12:28 amin'ny teny manodidina.