Ezekiela 13:14 MG1865

14 Dia harodako ny ampiantany izay nolalorinareo tamin'ny feta tsy madity, ka ho fongotra hatramin'ny tany izy, ary hiseho ny fanambaniny; eny, hirodana izy, ka haringana ao anatiny ianareo; ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 13

Jereo Ezekiela 13:14 amin'ny teny manodidina.