Ezekiela 13:19 MG1865

19 Ary manamavo Ahy ao amin'ny oloko ianareo noho ny vary hordea eran-tànan-ila sy ny sombi-mofo, mba hahafaty ny fanahy izay tsy tokony ho faty ary hahavelona ny fanahy izay tsy tokony hovelomina, amin'ny andainganareo amin'ny oloko izay mihaino ny lainganareo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 13

Jereo Ezekiela 13:19 amin'ny teny manodidina.