Ezekiela 13:5 MG1865

5 Tsy niakatra ho eo amin'ny banga ianareo, sady tsy nanao manda hiarovana ny taranak'Isiraely mba hifaharany amin'ny ady amin'ny andron'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 13

Jereo Ezekiela 13:5 amin'ny teny manodidina.