Ezekiela 14:17 MG1865

17 Ary raha mitondra sabatra mamely izany tany izany Aho ka manao hoe: Aoka hotetezin-tsabatra ny tany, ka hofongorako izy, na ny olona na ny biby,

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 14

Jereo Ezekiela 14:17 amin'ny teny manodidina.