Ezekiela 14:21 MG1865

21 Fa izao no lazain'i Jehovah Tompo: Koa mainka raha alefako hamely an'i Jerosalema izao fitsarako efatra mandoza izao, dia ny sabatra sy ny mosary sy ny biby masiaka ary ny areti-mandringana, mba hahafongotra azy, na olona na biby!

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 14

Jereo Ezekiela 14:21 amin'ny teny manodidina.