Ezekiela 14:23 MG1865

23 Eny, hampionona anareo ireo, rehefa hitanareo ny alehany sy ny ataony; ka dia ho fantatrareo fa tsy nataotaoko foana izay rehetra nataoko taminy, hoy Jehovah Tompo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 14

Jereo Ezekiela 14:23 amin'ny teny manodidina.