Ezekiela 14:4 MG1865

4 Koa mitenena aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Ny amin'ny olona rehetra amin'ny taranak'Isiraely izay mampiorina ny sampiny ao am-pony ary mametraka ny fahatafintohinana mahameloka azy eo anoloany ary manatona ny mpaminany, Izaho Jehovah no hamaly azy araka ny habetsaky ny sampiny,

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 14

Jereo Ezekiela 14:4 amin'ny teny manodidina.