7 Ary hanandrina azy ny tavako; hiala avy amin'ny afo izy nefa ho levon'ny afo hafa indray; ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah, raha manandrina azy ny tavako.
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 15
Jereo Ezekiela 15:7 amin'ny teny manodidina.