Ezekiela 16:17 MG1865

17 Ary nalainao koa ny firavakao tamin'ny volamenako sy ny volafotsiko, izay nomeko anao, dia nataonao sarin-dehilahy ho anao ka nijangajanganao;

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 16

Jereo Ezekiela 16:17 amin'ny teny manodidina.