Ezekiela 16:22 MG1865

22 Ary tamin'ny fahavetavetanao sy ny fijangajanganao rehetra dia tsy nahatsiaro ny andro fahakelezanao ianao, fony ianao nitanjaka sy nihanjahanja sady nihosinkosina teo amin'ny rànao.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 16

Jereo Ezekiela 16:22 amin'ny teny manodidina.