Ezekiela 16:31 MG1865

31 Tamin'ny nanaovanao ny trano fijangajanganao teny an-tsampanan-dalana rehetra sy ny nanaovanao ny fitoerana avonao teny an-kalalahana rehetra dia tsy mba tahaka ny vehivavy janga ianao. satria tsy nahoanao akory izay tangy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 16

Jereo Ezekiela 16:31 amin'ny teny manodidina.