Ezekiela 16:39 MG1865

39 Dia hatolotro ho eny an-tànan'ireny ianao, ka harodany ny trano fijangajanganao, ary horavany ny fitoerana avonao; dia hendahany koa ny fitafianao, ary hesoriny ny firavakao soa, ka havelany hitanjaka sy hiboridana ianao.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 16

Jereo Ezekiela 16:39 amin'ny teny manodidina.