Ezekiela 16:42 MG1865

42 Toy izany no hialako fo aminao, ary ho afaka ny fahasaro-piaroko aminao, dia hionona Aho ka tsy ho tezitra intsony.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 16

Jereo Ezekiela 16:42 amin'ny teny manodidina.