Ezekiela 16:49 MG1865

49 Indro, izao no helok'i Sodoma rahavavinao: Avonavona sy fahabetsahan-kanina ary fahatokiam-poana no tao aminy sy tao amin'ny zananivavy, ary tsy mba nitantana ny malahelo sy ny mahantra izy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 16

Jereo Ezekiela 16:49 amin'ny teny manodidina.