Ezekiela 16:51 MG1865

51 Ary tsy ampy antsasaky ny fahotanao ny nataon'i Samaria; fa ianao efa nampitombo ny fahavetavetanao mihoatra noho izy, ary nampiseho ny rahavavinao ho toa marina indray tamin'ny fahavetave-tanao rehetra izay nataonao.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 16

Jereo Ezekiela 16:51 amin'ny teny manodidina.