Ezekiela 16:8 MG1865

8 Ary raha nandalo Aho ka nijery anao, dia hitako fa izay no fotoanao, dia ny fotoam-pitiavana: ary narakotro anao ny lambako, ka nosaronako ny fitanjahanao; eny, nianiana taminao Aho ka nanao fanekena taminao, hoy Jehovah Tompo, ka dia efa Ahy ianao.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 16

Jereo Ezekiela 16:8 amin'ny teny manodidina.