Ezekiela 18:12 MG1865

12 na mampahory ny malahelo sy ny mahantra, na mandroba, na tsy mamerina ny natao tsatòka, na manandratra ny masony ho amin'ny sampy ka manao izay fahavetavetana,

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 18

Jereo Ezekiela 18:12 amin'ny teny manodidina.