Ezekiela 18:17 MG1865

17 miaro ny tànany tsy hampahory ny mahantra, tsy mampanana vola, na maka tombony, fa manaraka ny fitsipiko sy mandeha araka ny lalàko, dia tsy ho faty noho ny helo-drainy izy; ho velona tokoa izy.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 18

Jereo Ezekiela 18:17 amin'ny teny manodidina.