Ezekiela 18:22 MG1865

22 Ny fahadisoany rehetra izay nataony tsy hotsarovana aminy intsony; ho velona izy noho ny fahamarinana izay nataony.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 18

Jereo Ezekiela 18:22 amin'ny teny manodidina.