32 Fa tsy sitrako ny fahafatesan'izay maty, hoy Jehovah Tompo. Koa mibebaha ianareo mba ho velona. Hira fahalahelovana ny amin'ireo lehiben'ny Isiraely.
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 18
Jereo Ezekiela 18:32 amin'ny teny manodidina.