Ezekiela 18:9 MG1865

9 ary mandeha araka ny lalàko sy ny mitandrina ny fitsipiko ka manao izay marina, dia marina izy ka ho velona tokoa, hoy i; Jehovah Tompo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 18

Jereo Ezekiela 18:9 amin'ny teny manodidina.