14 Ary afo no mivoaka avy amin'ny sampany misy tehina ka mandevona ny voany, dia tsy misy rantsany mafy azo atao tehim-panjakana ho fanapahana intsony izy. Hira fahalahelovana izany sady mbola ho hira fahalahelovana ihany.
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 19
Jereo Ezekiela 19:14 amin'ny teny manodidina.