Ezekiela 2:10 MG1865

10 Dia novelariny teo anatrehako izany, ary nisy soratra teo anatiny sy teo ivoany; ary fitomaniana sy fidradradradrana loza no voasoratra teo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 2

Jereo Ezekiela 2:10 amin'ny teny manodidina.