Ezekiela 2:4 MG1865

4 Ary ho any amin'ny zanaka mafy handrina sy madi-po no anirahako anao, ary ianao hanao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 2

Jereo Ezekiela 2:4 amin'ny teny manodidina.