8 Fa ianao kosa, ry zanak'olona, mihainoa izay lazaiko aminao; aza maditra tahaka izany taranaka maditra izany ianao; akafy ny vavanao, ka hano izay afahako anao.
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 2
Jereo Ezekiela 2:8 amin'ny teny manodidina.