Ezekiela 20:19 MG1865

19 fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo; koa mandehana araka ny didiko, ary mitandrema ny fitsipiko, ka araho izany.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 20

Jereo Ezekiela 20:19 amin'ny teny manodidina.