27 Koa mitenena amin'ny taranak'Isiraely, ry zanak'olona, ka ataovy aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Tamin'izao no mbola nanamavoan'ny razanareo Ahy tamin'ny nivadihany tamiko:
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 20
Jereo Ezekiela 20:27 amin'ny teny manodidina.