33 Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tanana mahery sy sandry ahinjitra ary fahatezerana aidina no hanjakako aminareo.
Vakio ny toko manontolo Ezekiela 20
Jereo Ezekiela 20:33 amin'ny teny manodidina.