Ezekiela 20:44 MG1865

44 Dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah, rehefa miasa aminareo Aho noho ny amin'ny anarako, fa tsy araka ny lalàn-dratsinareo, na araka ny ratsy fanaonareo, ry taranak'Isiraely, hoy Jehovah Tompo.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 20

Jereo Ezekiela 20:44 amin'ny teny manodidina.