Ezekiela 20:6 MG1865

6 tamin'izany andro izany no nananganako tanana taminy hitondra azy hivoaka avy tany amin'ny tany Egypta ho any amin'ny tany notadiaviko ho azy, izay tondra-dronono sy tantely sady tena endriky ny tany rehetra,

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 20

Jereo Ezekiela 20:6 amin'ny teny manodidina.