Ezekiela 21:16 MG1865

16 Ary nomena hofotsiana izy Mba horaisin-tanana; Voaranitra io sabatra io sady voafotsy, Mba hatolotra eo an-tanan'ny mpamono.

Vakio ny toko manontolo Ezekiela 21

Jereo Ezekiela 21:16 amin'ny teny manodidina.